Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny oktôbra 2016
Ireto ny vavaka iombonana ho an’ny oktôbra 2016 :
– Mba ho voatariky ny fahaiza-manaja ny marina sy ny tena izy ireo mpanao gazety eo amin’ny fanantontosany ny asany ;
– Ary hanavao ao amin’ny ankohonam-piainana kristianina ny hafaliana sy ny fandraisana andraikitra eo amin’ny fitoriana ny Evanjely, ny Andro eran-tanin’ny misiona.