Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny septambra 2016
Ireto ny vavaka iombonana ho an’ny septambra 2016 :
Mba handray anjara amin’ny soa iombonana sy amin’ny fanorenana fiarahamonina manandratra ny mahaolona ny tsirairay
Ary hahatsapa ny maha zava-dehibe ny iraka fitoriana ny Vaovao Mahafaly ny kristianina amin’ny alalan’ny fandraisany anjara amin’ny sakramenta sy ny fandinihana ny Soratra Masina