Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny martsa 2015
Tsatilakri !
Ireto ny fangatahana asain’ny Ray Masina ataontsika mandritra ny Fanolorana ny andro amin’ity volana ity :
– Mba hirotsaka hiasa amin’izay rehetra tsara ho an’ny olombelona ireo mitana andraikitra eo amin’ny fikarohana ara-tsiansa.
– Ary hankasitrahana kokoa hatrany anie ny fandraisan’anjaran’ireo vehivavy amin’ny fiainam-piangonana.