Fanolorana ny andro : ireo fangatahana atao amin’ity volana jona ity
Mba ho voaray tsara sy ho voakarakara am-panajana any amin’ireo firenena ahatongavany ireo mpifindra monina sy ireo mpitsoa-ponenana.
Ary hiteraka faniriana hanolotena ao amin’ny fiainana maha-mpisorona sy ny fiainana voatokana, ho an’ireo tanora maro, ny fihaonany manokana amin’i Jesoa.