Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny volana aogositra 2016
Ireto ny fangatahana ho an’ny volana aogositra 2016 :
– Mba ho tonga fihaonam-pirahalahiana amin’ny samy vahoaka ny fanatanjahan-tena ary mba ho entina hanorina ny fandriampahalemana eo amin’izao tontolo izao ;
– Ary hiaina ny zavatra takian’ny Evanjely ireo kristianina amin’ny alalan’ny fijoroany ho vavolombelon’ny finoana sy ny fahamarinana ary ny fitiava-namana