Filazana avy amin’ny Foibe AFAFI-FET
Afafi,
ny Foibe AFAFI-FET dia hikatona amin’ireto daty ireto:
– Alarobia 6 Aogositra tolakandro ka hatramin’ny 12 Aogositra 2014 (tournée any amin’ny Diôsezin’i Morondava sy Mananjary)
– 23 Aogositra ka hatramin’ny 2 Septambra 2014 (Tournée any amin’ny Diôsezin’i Port Bergé, Ambanja, Tsiroanomandidy ary Antenimieran’ny VPKA any Moramanga).
Ho ela velona ao am-pontsika anie i Jesoa Kristy!
Mandrakizay
Ny Foibe AFAFI-FET