Catégorie : Vaovao

Mankalaza fety roa sosona ny Afafi-Fet !

Mankalaza fety roa sosona ny Afafi-Fet !

Afafi ! Amin’ny fo feno haravoana no iarahabana antsika rehetra amin’izao fety roa sosona izao ! Hitoetra ao amintsika tokoa anie ny Hafalian’ny Evanjely ! 3 desambra, fetin’i Md Fransoa Xavier, mpiaro ny FET...

Efa tonga ny vavaka Fanolorana ny andro 2015

AFAFI ! Adiditsika AFAFI-FET ny manolotra ny andro. Koa manentana antsika rehetra mba samy hanao ary hampiely izany vavaka izany, ho fiombonantsika amin’ny Papa Ray Masina sy ireo Kristianina manerantany. 100 Ariary ny vidin’ny...

Misokatra ny taom-panabeazana 2014-2015 !

Misokatra ny taom-panabeazana 2014-2015 !

« Mba ho ao aminareo ny fifaliako » (Joany 15, 11) Afafi ! – FET ! Io teny Fanevan’ny Taon-jôbily iraisan’ny AFAFI-FET maneran-tany sady tenin’i Jesoa tamin’ny Mpianany io no entinay avy aty amin’ny...

Hihaona amin’ny Papa Fransoa isika !

Hihaona amin’ny Papa Fransoa isika !

Amin-kafaliana no ilazana amintsika fa hisy ny fihaonana amin’ny Papa Ray Masina any Rôma. Nanaiky ny handray ireo mpivahiny hamarana ny fankalazana ny faha 100 taonan’ny FET izy. Marihina fa efa misokatra ny fisoratana...

Misokatra ny fisoratana anarana ho any Rôma !

Misokatra ny fisoratana anarana ho any Rôma !

Efa manomboka ny fisoratana anarana ho an’ireo izay mikasa hamonjy ny famaranana ny faha-100 taonan’ny FET atao any Rôma ny 04 hatramin’ny 10 aogositra 2015. Araka ny efa hitantsika any amin’ny Hafatra nalefan’ny Foibe...

Filazana avy amin’ny Foibe AFAFI-FET

Filazana avy amin’ny Foibe AFAFI-FET

Afafi, ny Foibe AFAFI-FET dia hikatona amin’ireto daty ireto: –  Alarobia 6 Aogositra tolakandro ka hatramin’ny 12 Aogositra 2014 (tournée any amin’ny Diôsezin’i Morondava sy Mananjary) – 23 Aogositra ka hatramin’ny 2 Septambra 2014...

FET miombona

FET Miombona, mankalaza ny faha 100 taona !

Efa manana Lakroa AFAFI-FET sy T-Shirt faha-100 taona ve ianao ? Araka ny efa fantantsika dia mankalaza ny taon-jôbily telo sosona isika eto Madagasikara nanomboka tamin’ny Fetin’ny Sakramenta Masina 22 Jona 2014 ary tsy...

100 taona ny FET

100 taona ny Fivondronana eokaristikan’ny tanora

Loharano : Lakroan’i Madagasikara, 17 jolay 2014 Mankalaza ny faha 100 taona niorenany ankehitriny ny FET na ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora maneran-tany (1915 – 2015). Mandray anjara amin’izany i Madagasikara. Tany amin’ny diosezin’i Toamasina...