Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jolay 2022
Mba hanampy ny tanora hibanjina ny ho avy amim-panantenana sy amim-pandraisana andraikitra anie ny traikefam-piainana sy ny fahendren’ny zokiolona izay maneho ny fototra niandohana sy mpitahiry ny fomba amam-panaon’ny vahoaka iray.