Catégorie : Vavaka

Tari-dalana ho an’ny fandinihan-tena

Tari-dalana ho an’ny fandinihan-tena

Mamporisika antsika handray matetika ny sakramentan’ny fampihavanana ny Fiangonana. Indro misy tari-dalana hiatrehana izany. Isaorana ny ZENIT amin’ny dika teny. Ireo fanontaniana anombohana ny fandinihan-tena Manao ahoana ny toem-panahiko rehefa handeha hikonfesy ? Maniry...

Tari-dalana ho amin’ny karemy

Tari-dalana ho amin’ny karemy

Loharano : Zenith Tohizantsika anio ny fifampizaràna mikasika ny laretirety nataon’ny Ray masina Fransoa sy ny mpiara-miasa aminy. Izay iray vatsy iray aina Ny sakafo farany niarahan’i Jesoa sy ny mpianany no nanompanan’i mompera Michelini...

Tari-dalana ho an’ny karemy

Tari-dalana ho an’ny karemy

Nanao laretirety ny Papa Fransoa sy ny mpiara-miasa aminy nanomboka ny alahady 5 martsa teo. Indro ifampizaràna amintsika ny tari-dalana nentin’i mompera Giulio Michelini. Fandinihana voalohany Isan’ireo olona tokony handray ny Evanjely indray isika...

Mangatam-bavaka amintsika ny Papa Fransoa

Mangatam-bavaka amintsika ny Papa Fransoa

« Mangataka aminareo aho mba hivavaka ho ahy sy ireo mpiara-miasa amiko » hoy ny Ray Masina Fransoa tamin’ny alahady teo nandritra ny anjelisy. Ny alahady tolakandro izy sy ny ekipany no nihazo an’i Arricia, tanàna...

Firy aminareo no mivavaka ho an’ireo kristianina mijaly ?

Firy aminareo no mivavaka ho an’ireo kristianina mijaly ?

Manontany antsika ny Papa Fransoa ao anatin’ilay horonan-tsary nivoaka tamin’ity volana ity hoe : “Firy aminareo no mivavaka ho an’ireo kristianina enjehina ?” Mifantoka amin’ireo kristianina mijaly ny vavaka fanolorana ny andro amin’ity volana...

Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny febroary 2017

Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny febroary 2017

Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny febroary 2017 Mba hahita fialofana sy fankaherezana eo anivon’ny ankohonana misy antsika anie ireo olona mandalo fisedrana mafy eo amin’ny fiainana, indrindra ireo mahantra mpifindra monina sy...

Fanolorana ny andro – janoary 2017

Fanolorana ny andro – janoary 2017

Mba handray andraikitra, entanin’ny fitiavam-bavaka sy ny fitiava-namana anie ny kristianina tsy mivaona amin’ny fampianaran’ny Tompo, ka hanatsara ny fiombonam-po amam-panahin’ny Fiangonana sy hiara-miasa hiatrika ny fanamby atrehin’ny olona ankehitriny.