Catégorie : Hafatra

Hafatra Karemy 2018 – Mangatsia-po noho ny haratsiana

Hafatra Karemy 2018 – Mangatsia-po noho ny haratsiana

« Ary noho ny habetsahan’ny faharatsiana dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro » (Mt 24, 12) Ry rahalahy sy anabavy malala, ho tonga amintsika indray ny Pakan’ny Tompo ! Isa-taona, mba hiomantsika amin’izany, dia manolotra...

Hafatry ny FFKM

Hafatry ny FFKM

Ho an’ny Kristianina sy ny vahoaka Malagasy, “Meteza hampihavanina amin’Andriamanitra ianareo” (2 Kor 5 : 20b) Ry havana, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ilay Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy...

Fivondronamben'ny Eveka

Hafatry ny Fivondronamben’ny Eveka – Mey 2017

“Manaova asa mendrika vokatry ny fibebahana ary miovà ho amin’ny tsara”( Lk 3,8) HAFATRA HO AN’NY KRISTIANINA REHETRA SY IREO TSARA SITRAPO REHETRA « Homba antsika mianakavy anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’i Jesoa Kristy...

Toritenin’i Kardinaly Pietro PAROLIN

Toritenin’i Kardinaly Pietro PAROLIN

  Loharano : Lakroa.mg   Son Eminence le Cardilnal Maurice Piat, Ianareo rahalahy malala ao amin’ny fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara sy avy amin’ireo nosin’ny ranomasimbe indianina, Ianareo pretra, ianareo diakra, Ianareo relijiozy lahy sy...

Soridalana ho an’ny taom-panabeazana 2016 – 2017

Soridalana ho an’ny taom-panabeazana 2016 – 2017

«Miambena ianareo ary mivavaha » (Marka 14, 38a) Afafi ! – FET !             Hafaliana ho anay aty amin’ny Foibe Nasiônalin’ny AFAFI-FET  no miarahaba antsika rehetra  Aomônie, Zoky am-panahy, Mpanabe sy ny AFAFI-FET tsy ankanavaka manerana ny...

Sakafom-pitondran-tena isan’andro

Sakafom-pitondran-tena isan’andro

Alaovy ny FANANTENANA iray sotrokely Dia arotsahy anaty FAHARETANA roa litatra Ampifangaroy amin’ny FINIAVANA efatra sotro Sy FINOANA indray mitete Ary FAHAMALINANA iray fonosana Teneho amin’ny AFOM-PITIAVANA miredareda Ka rehefa mangotraka dia tampohy FANENTREN-TENA...