Catégorie : Hafatra

Fivondronamben'ny eveka

JMJ Mada IX : Hafatry ny Fivondronam-ben’ny Eveka

Hafatry ny Fivondronam-ben’ny Eveka eto Madagasikara  Famaranana ny JMJ Mada 9 Mahajanga   Ry tanora malala, Misaotra an’Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy Masina isika, izay niara-dàlana tamintsika ka nahatontosa soa aman-tsara izao JMJ Mada-9,...

Hafatry ny Papa ho an’ny tanora

Hafatry ny Papa ho an’ny tanora

« Aza matahotra, ry Maria, fa sitrak’Andriamanitra ianao » (Lk 1, 30)   Ry Tanora malala, Ny andro eran-tany ho an’ny tanora amin’ity taona 2018 ity dia maneho dingana iray amin’ny fanomanana ny Andro...

Hafatra Karemy 2018 – Mangatsia-po noho ny haratsiana

Hafatra Karemy 2018 – Mangatsia-po noho ny haratsiana

« Ary noho ny habetsahan’ny faharatsiana dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro » (Mt 24, 12) Ry rahalahy sy anabavy malala, ho tonga amintsika indray ny Pakan’ny Tompo ! Isa-taona, mba hiomantsika amin’izany, dia manolotra...

Hafatry ny FFKM

Hafatry ny FFKM

Ho an’ny Kristianina sy ny vahoaka Malagasy, “Meteza hampihavanina amin’Andriamanitra ianareo” (2 Kor 5 : 20b) Ry havana, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ilay Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy...

Fivondronamben'ny Eveka

Hafatry ny Fivondronamben’ny Eveka – Mey 2017

“Manaova asa mendrika vokatry ny fibebahana ary miovà ho amin’ny tsara”( Lk 3,8) HAFATRA HO AN’NY KRISTIANINA REHETRA SY IREO TSARA SITRAPO REHETRA « Homba antsika mianakavy anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’i Jesoa Kristy...