Vakio ny tantaran’ny FET
Mankalaza ny faha 100 taonany ny FET.
Hahafahana manomana ny 100 taona manaraka dia tsara ny mandalina ireo tranga niainan’ity fivondronana mamintsika loatra ity.
Tsidiho ny http://mej2015.com/html/Francese/histoire.html.
FET, miombom-po amin’ny Ray masina
Iraka ampanaovin’ny Ray masina ho antsika FET ny fitondrana am-bavaka ireo fanamby atrehin’ny Fiangonana sy Izao tontolo izao.
Tsapa fa teny am-piandohana dia efa nifaningotra ny Papa Ray masina sy ny FET. Nankatoavin’ny Papa Pie IX ny Afafi tamin’ny taona 1849.
Léon XIII kosa, 125 taona lasa izay, no naniraka ny Afafi hanao vavaka totoafo ireo fangatahana nampanaoviny.
Vakio ny tohiny.