Vavaka ho fananganana ho Olomasina an’ i Victoire Rasoamanarivo
Ry Andriamanitra Rainay Masina sy Lavorary indrindra ô, faly izahay midera sy mankalaza Anao, ary mitalaho an-tanan-droa Aminao : mba omeo voninahitra ny Anaranao masina, vonjeo ny Fiangonanao sy ny tanindrazanay ary ny olona...