Étiqueté : vavaka

Vavaky ny mpianakavy isan’andro

Vavaky ny mpianakavy isan’andro

Ry Jesoa be fitiavana indrindra, izay nanamasina ny fianakaviana voafidinao tety an-tany, tamin’ny hatsaram-panahinao tsy hay lazaina sy ny oha-pitondrantena nomenao tao an-trano, mba topazo fijery antra ity fianakaviana miankohoka eto an-tongotrao, mihanta mba...

Vavaka fangatahana fandriampahalemana

Vavaka fangatahana fandriampahalemana

Ry Andriamanitra Rain’ny famindram-po ô Noharianao ho iray fianakaviana aminao izahay ary tsimbininao hatrany hiadana sy ho finaritra Tsy nahay namaly fitia anefa izahay, indrisy, fa nanalavitra Anao ka latsaka an-katerena Very fanahy mbola...