Étiqueté : vavaka

Taonan'i Md Josefa : vavaka fanajana

Taonan’i Md Josefa : Vavaka fanajana

Miarahaba anao izahay, ry ray mpiahy ny Mpanavotra, Vady masin’i Maria Virjiny Ianao no nanankinan’Andriamanitra ny Zanany lahy tokana, Ianao no nametrahan’i Masina Maria ny fitokisany, Noho ny fanekenao dia tonga olombelona i Kristy....

Hira faneva fandraisana an’i Papa Fransoa

Hira faneva fandraisana an’i Papa Fransoa

Mpamafy fiadanana sy fanantenana   1- Iraky ny Ray, sady Apôstôlin’i Jesoa, Dimbin’i Piera, Ianao ry Ray Masinay ô Vatolampy iorenan’ny Eglizy eto an-tany Mpitana ny fanalahidin’ny lanitra Nirahina hitory eran’ny vazan-tany Hampiray ny...

Fihaonam-ben'ny ankizy - Morondava

Vavaka ho an’ny Fihaonambe JNE 2

Ry Andriamanitra Rainay ô ! Misaotra Anao izahay noho ny fampiombonanao anay amin’ity fihaonambe faharoa ho an’ny Ankizy Katolika manerana ny Nosy ity. Faly izahay fa mifankahita sy mifankahalala, mifampizara sy afaka maneho ny...

Vavaky ny taonan’ny famindram-po

Vavaky ny taonan’ny famindram-po

Ry Jesoa Kristy Tompo, ianao no nampianatra anay ho mpamindra fo tahaka ny Ray any an-danitra, ary nilaza taminay fa izay mahita Anao dia mahita ny Ray, asehoy anay ny endrikao dia ho voavonjy...

Rainay any an-danitra…

Rainay any an-danitra…

Vehivavy voalohany nasandratra ho mpampianatry ny Fiangonana Mb Terezy avy any Avila izay ankalazaina ankehitriny ny faha-500 taona nahaterahany. Nohalalininy manokana ny vavaka nampianarin’i Tompo ka indro ifampizarana amintsika anio. Rainay any an-danitra Afaka...