Étiqueté : TMPP

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – mey 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – mey 2019

Mba ho lalivain’ny fampiraisana ny samy vahoaka amin’ny fandraisana andraikitra anie ny kristianina aty Afrika sy Madagasikara, izay tandindon’ny fanantenana ho an’ny kaontinanta afrikanina. Mitodika amin’ny Fiangonana aty Afrika sy Madagasikara ny fangatahana ampanaovin’ny...