Tag: Tantaran’ny Fiangonana

Fiangonana miatrika ny fahaleovantena

Niainga tamin’ny fandinihana ny tantara nataon’i Pierre Lupo, momba ny hoe « Eglise et décolonisation à Madagasikara » ity fandinihana ity. Nanana ny toerany ny Fiangonana katolika tamin’izay zavatra niainan’ny firenena. Ka rehefa mankalaza ny faha 60 taona nahazoany fahaleovantena ny firenena, tokony hanontany tena ny Fiangonana hoe « aiza ho aiza izy ? » …

Lire la suite