Étiqueté : Hafatry ny Papa

Raki-tsary : Mpamafy fiadanana sy fanantenana

Raki-tsary : Mpamafy fiadanana sy fanantenana

Mpamafy Fiadanana sy Fanantenana 1- Iraky ny Ray, sady Apôstôlin’i Jesoa, Dimbin’i Piera, Ianao ry Ray Masinay ô Vatolampy iorenan’ny Eglizy eto an-tany Mpitana ny fanalahidin’ny lanitra Nirahina hitory eran’ny vazan-tany Hampiray ny andian’ondrin’i...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – mey 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – mey 2019

Mba ho lalivain’ny fampiraisana ny samy vahoaka amin’ny fandraisana andraikitra anie ny kristianina aty Afrika sy Madagasikara, izay tandindon’ny fanantenana ho an’ny kaontinanta afrikanina. Mitodika amin’ny Fiangonana aty Afrika sy Madagasikara ny fangatahana ampanaovin’ny...

Hafatry ny Papa ho an’ny karemy 2019

Hafatry ny Papa ho an’ny karemy 2019

« Efa tsindrian-daona ery ny zava-boahary miandry ny hanehoana ireo zanak’Andriamanitra » (Rm 8, 19) Ry rahalahy sy anabavy ao amin’ny Tompo, Isan-taona, miaraka amin’ny Fiangonana Renintsika, Andriamanitra Ray dia “manomana ny kristianina hankalaza ny Paka...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa ho an’ny volana Febroary

Fangatahana ampanaovin’ny Papa ho an’ny volana Febroary

« Mba ho voaray am-pitiavana anie ireo iharan’ny fanararaotana amin’ny maha olona, ireo terena hivarotena sy iharan’ny herisetra ». Maro ankehitriny ireo karazana tranga fanararaotana sy herisetra manosihosy sy manapotika ny maha olona ny olona miseho...