Étiqueté : Hafatry ny Eveka

Hafatra avy amin’ny Fivondronamben’ny Eveka

Hafatra avy amin’ny Fivondronamben’ny Eveka

Nivory tsy ara-potoana ny Fivondronamben’ny Eveka ny 11 aogositra lasa teo. Natombok’izy ireo tamin’ny tenin’i Jesoa tao amin’ny evanjelin’i Md Marka ny hafatra : « Onena izy nahita ity vahoaka nafoy toy ny ondry tsy...

Fivondronamben'ny eveka

Hafatry ny Fivondronamben’ny Eveka, mey 2015

Nivoaka ny 13 mey teo ny hafatry ny Fivondronamben’ny Eveka ho an’ny kristianina sy ireo tsara sitra-po rehetra. Mizara telo ny hafatr’ireo eveka : Milaza miara-mahita : ampatsiahivana ireo toe-javatra iainan’ny firenena ankehitriny. Ny...