Étiqueté : Hafatry ny Eveka

Hafatry ny CEM momba ny Fiducia supplicans

Hafatry ny FEM mikasika ny taratasy Fiducia supplicans

MANKAHALA NY FAHOTANA NY ANDRIAMANITSIKA FA TIA NY MPANOTA ARY MANIRY NY HIBEBAHANY  “Izaho koa tsy manameloka anao. Mandehana ka aza manota intsony” (Joany 8,11)  Ho an’ny mpiray tanindrazana tsy an-kanavaka, indrindra ny kristianina...

JMJ Mada X Hafatry ny eveka ho an'ny tanora

JMJ Mada X Antsirabe : hafatry ny eveka ho an’ny tanora

Ry Tanora malala, Mifarana soa aman-tsara ny JMJ Mada faha X notontosaintsika niaraka teto Antsirabe. Hafaliana tsy omby tratra ny anay Eveka Raiamandreninareo niaraka taminareo nandritra ny andro maromaro, niara-nigoka taminareo ny harem-panahy tsy...

Hafatry ny Fivondronamben'ny Eveka - mey 2021

Hafatry ny FEM : « Ho aminareo anie ny Fiadanana »

Ry vahoaka malagasy tsivakivolo, Ry kristianina havana, “Ho aminareo anie ny Fiadanana!” (Jo 20, 19) Io Tenin’i Jesoa Kristy tafatsangan-ko velona, niseho tamin’ny mpianatra nihidy tao an-trano noho ny tahotra io, no entinay hiarahabana...

Hafatry ny FEM : atomboka ny 19 martsa ny vavaka hasivianandro

Hafatry ny FEM : atomboka ny 19 martsa ny vavaka hasivianandro

Homba antsika mianakavy anie ny Fiadanan’ny Tompo Ry havana, Efa manodidina an’i Madagasikara ny areti-mifindra Coronavirus (Covid 19) ankehitriny. Miantso antsika rehetra hiombom-bavaka amin’ny Papa François ho an’ireo firenena tratran’izany. I Jesoa Kristy Tompo nibaby...

Hira faneva fandraisana an’i Papa Fransoa

Hira faneva fandraisana an’i Papa Fransoa

Mpamafy fiadanana sy fanantenana   1- Iraky ny Ray, sady Apôstôlin’i Jesoa, Dimbin’i Piera, Ianao ry Ray Masinay ô Vatolampy iorenan’ny Eglizy eto an-tany Mpitana ny fanalahidin’ny lanitra Nirahina hitory eran’ny vazan-tany Hampiray ny...

Iza moa i Mgr RAKOTONDRAJAO Roger Victor Solo ?

Iza moa i Mgr RAKOTONDRAJAO Roger Victor Solo ?

« Ampy ho anao ny fahasoavako » 2Kor12.9 Nodimandry ny sabotsy 3 novambra teo amin’ny faha-58 taonany i Mgr RAKOTONDRAJAO Roger Victor Solo, evekan’i Mahajanga. Ny 11 aprily 2010 izy no napetraka tamin’ny Fiketrahana masina maha...