Étiqueté : Fanolorana ny andro

TPPM novambra 2017

Fangatahan’ny Papa ao amin’ny TPPM Novambra 2017

« Mba hijoro ho vavolombelon’ny Evanjely amin’ny asa sy ny teny atao anie ny kristianina any Azia, ka hiroborobo ny fifanakalozan-kevitra, ny fandriampahalemana sy ny fifankahazoana am-po, indrindra amin’ireo antokom-pivavahana hafa ». Mitondra ny mafy ireo...

Fiofanana Antsohihy : sorompisaorana

Sehatra anehoana ny maha misiônera ny paroasy

« Mba ho entanin’ny toetsaina misiônera anie ny Paroasintsika ka hanjary toerana fampitàna ny finoana marina sy fijoroana ho vavolombelon’ny asa fitiavanamana. » Ny mpino rehetra vita Batemy no nantsoin’Andriamanitra ho ao amin’ny Fanjakany, sy nomanin’ny...

Fanolorana ny andro : hivavaka ho an’ireo nandao ny finoana isika

Fanolorana ny andro : hivavaka ho an’ireo nandao ny finoana isika

Fangatahana ho an’ny volana jolay 2017 Mba ho hitan’ireo izay nandao ny finoana kristianina indray, amin’ny alalan’ny vavaka ataontsika sy ny fijoroantsika ho vavolombelon’ny Evanjely anie, ny fisian’Andriamanitra manan-karena famindram-po sy ny hatsaran’ny fiainana...