Étiqueté : Fanolorana ny andro

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – aogositra 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – aogositra 2018

“ Mba ho arovan’ny fanapahan-kevitra ara-toekarena sy ara-politika ny fiainam-pianakaviana izay harena sarobidy ho an’ny zanak’olombelona”. Araka ny lahatra sy ny fandaharan’Andriamanitra dia sehatra voalohany manampy ny olona  ho mendrika ny maha-olona azy ny...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jona 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jona 2018

« Mba hanamafy ny firaisankina sy ny fanajana ny hafa ao anatin’ny fahasamihafana ny tambajotram-pifandraisana sosialy misy. » Afantoky ny Papa Ray Masina amin’ny tambajotram-pifandraisana sosialy ny fangatahana iombonantsika aminy mandritra ny volana Jona. Ankehitriny mantsy...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Mey 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Mey 2018

« Mba ho afa-manatanteraka ny andraikiny manokana eo amin’ny asa fitoriana imasoany ny lahika, ka hampiasa ny talentany manoloana ny fanamby apetraky ny fiainana ankehitriny ». Ny asa fitoriana sahanin’ny lahika indray no ifantohan’ny fangatahana iombonan’ny...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina volana Marsa 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina volana Marsa 2018

“Mba ho tsapan’ny Fiangonana manontolo ny maha zava-dehibe ny fahazaina mandanjalanja ara-panahy, na eo amin’ny fiainan’ny tsirairay na ny ankohonana manontolo”. Entanin’ny Papa Ray Masina indray isika kristianina mandritra ity volana Marsa ity hiezaka...

Fangatahan’ny Papa Ray Masina volana Janoary 2018

Fangatahan’ny Papa Ray Masina volana Janoary 2018

« Mba ho afaka miaina an-kalalahana ny finoany ireo Kristianina sy ireo mpino ara-pivavahana hafa vitsy an’isa any Azia » Vao tsy ela fa tamin’ny volana Novambra 2017 lasa iny isika no nasain’ny Papa niombom-bavaka taminy...