Étiqueté : Fanolorana ny andro

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – desambra 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – desambra 2019

Mba hataon’ny firenena tsirairay ho laharam-pahamehana anie ny hoavin’ny ankizy, indrindra ireo mijaly Mifototra indrindra amin’ny hoavin’ny ankizy ny fangatahana ampanaovin’ny Papa mandritra ity volana ity. Manentana ny vita Batemy rehetra tsy ankanavaka izy...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – novambra 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – novambra 2019

Mba hanjaka any Proche-Orient, izay faritra misy ireo samihafa finoana maro miara-monina anie ny fifanakalozan-kevitra, ny fifampizaràna ary ny fampihavanana. Fandrentsika matetika amin’ny haino aman-jery sy ny fampahalalam-baovao isan-karazany i Proche Orient izay faritra...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – oktôbra 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – oktôbra 2019

« Mba hahazo aim-baovao avy amin’ny Fanahy Masina anie ny asa fitoriana ao amin’ny Eglizy » Afantoky ny Papa Ray Masina amin’ny asa fitoriana eo anivon’ny Eglizy ny fangatahana iarahan’ny vita Batemy rehetra manandratra, amin’Ilay Andriamanitra...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jona 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jona 2019

« Mba hiara-mientana amn’ireo tena mahantra, amin’ny alalan’ny fahononan-tena sy ny fanetren-tena eo amin’ny fiainany anie ny pretra ». Fantatsika loatra fa ny hanolotra Sorona Masina sy hizara Sakramenta ho an’ny kristianina no Iraka fototra maha...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – novambra 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – novambra 2018

« Mba ho teny feno fitiavana sy fifanakalozan-kevitra mandrakariva no hanjaka eo amin’izao tontolo izao fa tsy ny fampiasana fitaovam-piadiana ».  Ny fiainam-pinoana dia sekolin’ny fo ihainoana ny tena mba hialana amin’ny hevitra mamitaka izay manimba...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – oktobra 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – oktobra 2018

« Mba havitrika ireo mpanokantena ka hanana herim-po hanampy ny mahantra sy ireo atao anjorombala ary ireo tsy mba afa-miteny ». Hatrany ampiandohan’ny Fiangonana no efa nisy lehilahy sy vehivavy nanolo-tena hanaraka ny torohevitry ny Evanjely,...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa – septambra 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa – septambra 2018

« Mba ho afaka misitraka ny fanabeazana aroso sy ny asa misy ao amin’ny Fireneny ireo tanora maro aty amin’ny kaontinanta Afrikana ». Raha ny salan’isan’ny mponina aty amin’ny Firenena Afrikana no jerena dia ny tanora...