Étiqueté : Fanentanana

Manome rà, manome aina

Manome rà, manome aina

Mitsinjara ny «oxygène » manerana ny vatana manontolo ny rà. Izy ihany koa no manaparitaka ireo singa marobe ilain’ny vatana. Na eo aza anefa ny fivoaran’ny teknôlôjia dia mbola tsy afaka manamboatra rà ny zanak’olombelona...