Ndao hiombom-bavaka !
“Mba ho ao aminareo ny fifaliako” (Jn 15, 11)
Manasa antsika hiombom-bavaka ho fanirahana ireo solotena hiatrika ny famaranana ny taon-jôbily any Rôma.
Hankalazaina ao amin’ny Episcopat Antanimena ny sorona masina ny sabotsy 01 aogositra amin’ny 9 ora maraina.
Misaotra amin’ny fiombonam-bavaka !