Miady amin’ny kolikoly isika
« Mba tsy ho voasariky ny fanaovana kolikoly ireo manan-katao sy ireo mpanao politika ary ireo mpitondra fivavahana », io ny Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina mandritra ity volana febroary ity.
Indro ny horonan-tsary manazava izany :