Jereo ny horonan-tsary iarahanao mivavaka amin’i Papa Fransoa
Mihavao manaraka ny toetr’andro ny fanapariahana iireo fangatahana ampanaovin’ny Ray masina amin’ny vavaka fanolorana ny andro.
Ny Papa Fransoa mihitsy no hanandratra vavaka ary hanentana ny olon-drehetra hiombom-bavaka amin’ny alalan’ny horonan-tsary.
Nanomboka tamin’ity volana janoary ity io ezaka vaovao io. Manentana amin’ny fiteny esipaniôla ny Ray masina Fransoa ary mipoitra eo ambany ny dikan-teny. Fiteny 10 no hahafahana miara-mivavaka aminy hatreto.
Entanina isika hiombom-bavaka aminy ary hanentana ihany koa ireo namantsika :
Afaka mitsidika ity tranokala ity isika raha toa ka tsy mandeha ilay horonan-tsary : http://thepopevideo.org/fr.html