Efa nahazo gazety Firaisankina ve ianao ?
Azo vidiana any amin’ny Foibe Nasionaly ny gazety Firaisankina laharana 214.
Santionany amin’ireo lahatsoratra ho hitanao ao ireto :
- Hafatry ny Papa momba ny taonan’ny Famindrampo
- Famaranana ny Jôbily faha 100 taona FET tany Rôma
- Arovy ny Tranobe iombonantsika
- Hafatry ny Papa ho an’ny Tanora
- Mpamindra fo tahaka ny Ray
Mbola maro koa ny vaovao tsy notanisaina eto ka dia manentana anao hampiasa ity gazetim-panabeazana ity.