Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny volana novambra 2017
Mba hijoro ho vavolombelon’ny Evanjely amin’ny asa sy ny teny atao anie ny kristianina any Azia, ka hampiroborobo ny fifanakalozan-kevitra, ny fandriampahalemana sy ny fifankahazoana am-po, indrindra amin’ireo antokom-pivavahana hafa.