Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny aogositra 2015
Ireo olona sahirana ara-pivelomana sy ailiky ny fiaraha-monina no entina am-bavaka amin’ity volona aogositra ity :
– Mba hirotsaka an-kalalaham-po hanompo ireo olona marefo ara-pivelomana ny olona rehetra manolotena hanao asa an-tsitrapo.
– Ary hiendaka amin’ny tenantsika isika ka hanakaiky kokoa ireo olona izay atao anjorombala sy ihatahan’ny fiaraha-monina.