Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Avrily 2019 par Admin · 5 avril 2019 Mba ho an’ny mpitsabo sy ny mpilatsaka an-tsitrapo any amin’ny tany miady, izay mahafoy ny ainy ho famonjena ny hafa. Partager