Fandaharam-potoana mandritra ny fandalovan’i Mb Terezy kely
Nihemotra anio zoma 3 jolay ny fahatongavan’i Mb Terezy kely. Ivavahana mba tsy hiova be loatra ny fandaharam-potoana efa nomanina.
Hitsidika ireo diosezy 21 izy, miaraka amin’ireo ray aman-dreniny. Anisany hanamarika ny JMJ Mada 8 ihany koa ny fandalovany any Fianarantsoa.
Alamino ny fotoana ary araho tsy tapaka ny vaovao.
Fanararaotra ny fotoana toa izao iarahana mivavaka amin’ity mpiaro antsika Afafi – Fet ity !