Efa tonga ny vavaka Fanolorana ny andro 2015
AFAFI !
Adiditsika AFAFI-FET ny manolotra ny andro.
Koa manentana antsika rehetra mba samy hanao ary hampiely izany vavaka izany, ho fiombonantsika amin’ny Papa Ray Masina sy ireo Kristianina manerantany.
100 Ariary ny vidin’ny iray ary azontsika raisina aty amin’ny Foibe AFAFI-FET.
Ho antsika any amin’ny Diôsezy dia efa afaka manafatra, ka azonay hampitondraina ireo Eveka Raiamandrenintsika mivory eto Antananarivo amin’izao fotoana izao.