Catégorie : Vaovao

Hafatry ny Ray masina ho an’ny karemy 2015

Hafatry ny Ray masina ho an’ny karemy 2015

Fotoam-pihavaozana sy fotoam-pahasoavana ny karemy hoy ny Papa Fransoa. Nanome sori-dalana telo izy hahafahantsika mandinika ity vanim-potoana diavin’ny Fiangonana ity : -1. “Raha misy rantsambatana iray marary dia miara-marary aminy ny rantsambatana rehetra” (1...

Handeha hiasa any Haïti Mgr Nugent

Handeha hiasa any Haïti Mgr Nugent

Voatendry hiasa any Haïti Mgr Nugent ka ny faran’ny volana izao izy no handao an’i Madagasikara. Dimy taona no niasany teto. Anisan’ny nampiavaka azy ny fitsidihana ireo diosezy sy ny fiombonana tamin’ireo mpisehatra eo...

FET 100 taona : ifampizarao ny hira faneva !

FET 100 taona : ifampizarao ny hira faneva !

“Mba ho ao aminareo ny fifaliako” (Jn, 15-11) Na eo aza ny ady sarotra, hafaliana lalandava ny miaraka amin’I Jesoa, sa tsy izany ? Mivoy ny hafaliana sy ny tsikitsiky vokatry ny fiarahana amin’i...