Catégorie : Vaovao

CNECAUM : hatao any Toamasina ny kaongresy fahatelo

CNECAUM : hatao any Toamasina ny kaongresy fahatelo

Ho tanterahina any Toamasina ny 7 ka hatramin’ny 11 aprily 2015 ho avy izao ny fihaonamben’ireo Ekipa kristianina ankehitriny misehatra eny anivon’ny ambaratonga ambony. Taorian’i Mahajanga sy Fianarantsoa dia Toamasina no handray ny kaongresin’ny...

Vavaky ny JMJ Mada 8, Fianarantsoa 15 -20 sept. 2015

Vavaky ny JMJ Mada 8, Fianarantsoa 15 -20 sept. 2015

Tsatilakri ! Indro atolotra antsika ny vavaky ny JMJ Mada 8 hatao any Fianarantsoa ny 15 – 20 septambra 2015. Isaorana mialoha antsika ny fiombonam-bavaka. Atomboka amin’ny fetin’ny sampan-kazo ny fanaovana azy isan’alahady any...

Fitoriana ny Evanjely : mbola maro ireo maty maritiry

Fitoriana ny Evanjely : mbola maro ireo maty maritiry

Loharano : Anne Kurian – Zenit.org, 24 martsa 2015 Nankalazaina ny 24 martsa teo ny “Androm-bavaka sy fifadian-kanina ho fahatsiarovana ireo misiônera maty maritiry” faha XXIII. Marihina fa ny 24 martsa 1980 no namonoana...