Catégorie : Sampana

Ahitana sampana efatra ny Afafi - FET : Afafi, EKA, VK ary IK

Iza moa ianao ry Vavolombelon’i Kristy ?

Vavolombelon'i Kristy

Sampana iray eo anivon’ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora ny Vavolombelon’i Kristy. Mamondrona ireo zatovo eo amin’ny 13 ka hatramin’ny 17 taona izy. Ho anao mpanabe Vavolombelon’i Kristy Fanamby miandry ny mpanabe ny hampifanentanana ny fanabeazana amin’ny toe-panahin’ny zatovo amin’ny taonany sy ny fivoaran’ny tsirairay ary indrindra ny fanohizana ny fianana sy ny fandalinana ny aim-panahy noraisina …

Lire la suite