Catégorie : IK

Sampana Iraka, ivondronan’ireo ankizy 6 – 14 taona.

Fihaonam-ben'ny ankizy - Morondava

Hira fanevan’ny JNE : Entanin’ny fiombonana

Indro atolotra antsika ny hira fanevan’ny JNE hatao any Morondava ny 23 – 28 aogositra 2017 Entanin’ny Fiombonana Zahay ankizy Katolika, maneho hafaliana Voairaka, hitory Vaovao Mahafaly e Ireo namanay, izay mbola variana Tianay...

VPKA

Fihaonam-be nasiônalin’ny ankizy : any Morondava ny fotoana

Hotanterahina any Morondava ny 23 ka hatramin’ny 28 Aogositra 2017 ny andiany faharoa amin’ny Fihaonam-be nasiônalin’ny ankizy. “Ankizy Katolika miara-dia amin’i Masina Maria, mitondra ny namany mankany amin’i Jesoa” no lohahevitra iompanan’io hetsika io...

Ny fanabeazana ao amin’ny Irak’i Kristy

Ny fanabeazana ao amin’ny Irak’i Kristy

Ny Irak’i Kristy dia ny ankizy madinika entanin’ny Baikony : Mivavaka, Mandray an’i Jesoa, Mahafoy tena, Ho Apôstôly. Ny fanabeazana ny Herim-pon’ny Iraka no imasoana ao. Matetika izay handreseny ny hakamoana no atao. Beazina...

Irak’i Kristy : indreto zahay !

Irak’i Kristy : indreto zahay !

Iraka no iantsoana ny ankizy ao amin’ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora. Iraka izy ireo satria nantsoin’i Kristy an-tsitrapo hampiray ny fanolorany sy ny vavaka ataony miaraka amin’ny Azy. Ary irahiny hitondra ny Hafany ho an’ireo...