Catégorie : AFAFI

Fanontaniana sinaoda 2018

Sinaoda 2018 : lazao ny hevitrao

Te hahafantatra ny fiainan’ny tanora ny Fiangonana ka manentana azy ireo hamaly fanontaniana vitsivitsy ho fiatrehana ny sinaoda amin’ny taona 2018. Miantefa amin’ireo 16 ka hatramin’ny 29 taona io fanadihadiana io ka azonao atao...

Fampiasam-panahy : herinandro fahatelo sy fahaefatra

Fampiasam-panahy : herinandro fahatelo sy fahaefatra

Fanohizana ny Fibanjinana ny Misterin’ny fiainan’i Kristy ny Herinandro fahatelo izay ibanjinana ny Fijalian’i Jesoa Kristy Tompo : manomboka eo amin’ny Sakafo farany tamin’ny Alakamisy Masina, ka hatramin’i Jesoa nalevina. Fandalinana ny safidy noraisina, anamarinana...

Ny fizotry ny fampiasam-panahy

Ny fizotry ny fampiasam-panahy

Raha ny fizotry ny Fampiasam-panahy kosa no resahina dia mizara ho Herinandro efatra mazava tsara ny fomba entina miatrika sy manatanteraka azy. Ny Herinandro Voalohany [FP. 21 – 90]             Ny Herinandro Voalohany dia...

Ny fampiasam-panahy sy ny dingana ao amin’ny EKA

Ny fampiasam-panahy sy ny dingana ao amin’ny EKA

Ny Aim-panahy iveloman’ny AFAFI-FET dia mifototra indrindra amin’ny Fampiasam-panahin’i Md Ignasy avy any Loiola. Notakarina avy amin’ny Fampiasam-panahin’i Md Ignasy. Mifototra indrindra amin’ny atao hoe Fampiasampanahy ny AFAFI FP= Fanazaran‐tena hivelona amin’ny ny Vavaka,...