Catégorie : Vavaka
Fanolorana ny andro : hivavaka ho an’ireo nandao ny finoana isika
Fangatahana ho an’ny volana jolay 2017 Mba ho hitan’ireo izay nandao ny finoana kristianina indray, amin’ny alalan’ny vavaka ataontsika sy ny fijoroantsika ho vavolombelon’ny Evanjely anie, ny fisian’Andriamanitra manan-karena famindram-po sy ny hatsaran’ny fiainana...
Fanolorana ny andro Jona 2017 : tsy hianatra ady intsony ny olona
Amin’ity volana Jona ity dia mbola afantoky ny Papa Ray Masina hivavaka hatrany isika ho an’ny fanambin’ny zanak’olombelona amin’izao vanin’andro izao, dia ny mba hisian’ny « Fiadanana sy ny Fandriampahalemana » eran-tany. Amin’izany dia tsindriany sy...
Papa Fransoa : atsaharo ny fivarotana fitaovam-piadiana
Maro ny tsy manan-tsiny maty vokatry ny ady etsy sy eroa. Ireo mpivarotra fitaovam-piadiana etsy andaniny mahazo tombony izaitsizy.
Fanolorana ny andro : aoka hatsahatra ny fivarotana fitaovam-piadiana
« Mba handray fepetra mahomby anie ireo mpitondra fanjakana, hampitsaharana ny fivarotana fitaovam-piadiana izay miteraka fahavoazana ho an’ny tsy manan-tsiny »
Horonan-tsarin’ny Papa : hijoro ho mpampihavana ny kristianina aty Afrika
Indro ny horonan-tsarin’ny Papa mikasika ny vavaka fanolorana ny andro amin’ity volana mey ity
Fanolorana ny andro : aoka isika ho mpampihavana
Mba hijoro ho mpampihavana, mampanjaka ny fahamarinana sy ny fandriampahalemana anie ny kristianina aty Afrika sy Madagasikara, tahaka an’i Jesoa be famindrampo
Papa Fransoa : indro ny horonan-tsary mikasika ny tanora
Mifantoka amin’ny tanora sy ny fiantson’Andriamanitra ny vavaka fanolorana ny andro amin’ity volana ity :
Fanolorana ny andro : hivavaka ho an’ny fiantson’Andriamanitra isika
Ny vavaka ho an’ny fiantsoan’Andriamanitra indrindra no anaingan’ny Papa Ray Masina antsika amin’ ny fangatahana ampanaoviny amin’ny Fanolorana ny andro mandritra ity volana Aprily ity : « Mba hahay mamaly amin-kafanam-po ny fiantsoan’Andriamanitra azy anie ny...
Vavaka ho an’ny faha 10 taonan’ny CNECAUM
Ry Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra sy mandrakizay ô, Sitrakao ny miantso ireo tanora maro hivondrona ato anatin’ny CNECAUM na FET Oniversitera, mba hanara-dia an’i Jesoa Kristy, sy handalina ny finoana ary ny fiainana...