Catégorie : Vavaka

TPPM novambra 2017

Fangatahan’ny Papa ao amin’ny TPPM Novambra 2017

« Mba hijoro ho vavolombelon’ny Evanjely amin’ny asa sy ny teny atao anie ny kristianina any Azia, ka hiroborobo ny fifanakalozan-kevitra, ny fandriampahalemana sy ny fifankahazoana am-po, indrindra amin’ireo antokom-pivavahana hafa ». Mitondra ny mafy ireo...

Fiofanana Antsohihy : sorompisaorana

Sehatra anehoana ny maha misiônera ny paroasy

« Mba ho entanin’ny toetsaina misiônera anie ny Paroasintsika ka hanjary toerana fampitàna ny finoana marina sy fijoroana ho vavolombelon’ny asa fitiavanamana. » Ny mpino rehetra vita Batemy no nantsoin’Andriamanitra ho ao amin’ny Fanjakany, sy nomanin’ny...

Fihaonam-ben'ny ankizy - Morondava

Vavaka ho an’ny Fihaonambe JNE 2

Ry Andriamanitra Rainay ô ! Misaotra Anao izahay noho ny fampiombonanao anay amin’ity fihaonambe faharoa ho an’ny Ankizy Katolika manerana ny Nosy ity. Faly izahay fa mifankahita sy mifankahalala, mifampizara sy afaka maneho ny...