Catégorie : An-tsary

Nitsidika an’i Afrika ny Papa Fransoa : Fifampizaràna an-tsary

Nitsidika an’i Afrika ny Papa Fransoa ny 25 ka hatramin’ny 30 novambra lasa teo. Kenya, Ouganda ary Centrafrique, ireo no firenena notsidihany. Feno tokoa ny fandaharam-potoana (jereo eto ny antsipiriany) ary mafonja ny hafatra nentin’ny Ray masina. Indreto misy sary vitsivitsy ifampizaràna amintsika : 1. Karibu PAPA Francis Nigadona teo amin’ny seranan’i « Jommo Kenyatta », Nairobi …

Lire la suite

Akon’ny famaranana ny taon-jôbily

TSATILAKRI ! Isaorana ny Tompo, isaorana ireo rayamandreny, isaorana antsika rehetra sy ireo mpanao soa fa tontosa soa aman-tsara ny fihaonam-be nasiônalin’ny Afafi-Fet ho famaranana ireo taon-jôbily maro sosona. Ho entina miandalana eto ihany ireo tranga nisy tamin’iny fihaonana iny. Ho fisantarana ny fifampizaràna dia indreto misy sary vitsivitsy nalaina tamin’ny sorona masina famaranana. Ankasitrahana …

Lire la suite

Afafi-Fet an-tsary

Vavolombelon'i Kristy