Catégorie : Hiran’ny FET

Fitaovam-panabeazana sady fiderana an’Andriamanitra ny hira. Ifampizarao ary ny hirantsika FET !

Ry FET, areheto ny afon’ny Hafaliana !

Ry FET, areheto ny afon’ny Hafaliana !

Anisan’ny ahafatarantsika ny MEJ Liban ilay hira hoe “Je vis le MEJ” : hita ao amin’ny www.facebook.com sy www.youtube.com Amin’izao fankalazana ny taon-jaobily izao dia namorona ny  “Le MEJ en feu de joie” ihany koa...