FET madagasikara, 95 taona nanarahan-dia an’i Jesoa
Sendra tany lonaka ny mpamafy ka namoa arivo heny ny Aina sy Famonjena ny Fivavahana sy ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora teto Madagasikara. Voa nahazo tany lonaka ny Fivondronana eokaristikan’ny tanora Niara-tonga tamin’ireo misiônera teto...