Catégorie : Fantaro

Sehatra ifampizarana mikasika ny Aina sy famonjena ny fivavahana (Afafi) sy ny FIvondronana eokaristikan’ny tanora (FET).

Vakio ny tantaran’ny FET

Vakio ny tantaran’ny FET

Mankalaza ny faha 100 taonany ny FET. Hahafahana manomana ny 100 taona manaraka dia tsara ny mandalina ireo tranga niainan’ity fivondronana mamintsika loatra ity. Tsidiho ny http://mej2015.com/html/Francese/histoire.html. FET, miombom-po amin’ny Ray masina Iraka ampanaovin’ny...

Ny AFAFI, fototra sy fiandohan’ny FET

Ny AFAFI, fototra sy fiandohan’ny FET

Mifaningotra ary tsy azo sarahina ny AFAFI-FET. Loharano nipoirana sady aim-panahin’ny FET ny AFAFI; miaina, manapariaka ary mamelona ny AFAFI kosa ny FET. AFAFI, Aina sy Famonjena ny Fivavahana Fanazarantena hivelona amin’ny Finoana amin’ny...