Auteur : Admin

Manome rà, manome aina

Manome rà, manome aina

Mitsinjara ny «oxygène » manerana ny vatana manontolo ny rà. Izy ihany koa no manaparitaka ireo singa marobe ilain’ny vatana. Na eo aza anefa ny fivoaran’ny teknôlôjia dia mbola tsy afaka manamboatra rà ny zanak’olombelona...

Diosezy folo mankalaza taon-jobily faha 60

Diosezy folo mankalaza taon-jobily faha 60

Diosezy folo no mankalaza taon-jobily amin’ity taona 2015 ity : Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Antsiranana, Ambanja, Mahajanga, Toamasina, Fianarantsoa, Morondava ary Tolagnaro. 60 taona nisiana, 60 taona nitoriana ny vaovao mahafaly. Fanamby goavana àry ny...

Firotsahana an-tsitrapo, fototry ny fahombiazana

Firotsahana an-tsitrapo, fototry ny fahombiazana

Sahirana amin’ny fitadiavana asa ny ankamaroan’ny tanora ankehitriny. Na dia manam-pahaizana aza izy ireo dia olana ny fangatahan’ny toeram-piasana traikefa. Manentana antsika hivavaka ho an’ireo mpirotsaka an-tsitrapo sy ireo olona atao an-jorombala sy ihatahan’ny...

Sambatra ny madio fo, hira fanevan’ny JMJ Mada 8

Sambatra ny madio fo, hira fanevan’ny JMJ Mada 8

1. Ny teninao ry Ray, manazava sy milaza F’izay madio tanana sy izay mazava fo No afaka hiakatra ilay vohitra malaza Higoka hasambarana tsy manam-paharoa (x2) Sambatra e! izay madio fo, fanahy amam-batana Fa...

Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny aogositra 2015

Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny aogositra 2015

Ireo olona sahirana ara-pivelomana sy ailiky ny fiaraha-monina no entina am-bavaka amin’ity volona aogositra ity :  – Mba hirotsaka an-kalalaham-po hanompo ireo olona marefo ara-pivelomana ny olona rehetra manolotena hanao asa an-tsitrapo. – Ary...